plt-x-tanala_num_text_reg/01/04.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 4 Lelahy raike laha tamin'ny foko kiraidraike aby, lohan'antoko raike, no ôka hanompo miaraka aminao ho mpitari-pokone. Ny mpitarika kiraidraike aby die tsy mentsy mitarika ny lelahy ijay hiady hôn'ny fokone. \v 5 Ito ny agnaran'ny mpitarike ijay tsy mentsy miady miaraka aminao: Laha tamin'ny fokon'i Robena, Elizora, janak'i Sedeora; \v 6 laha tamin'ny fokon'i Simeona, Selomiela janak'i Zorisaday;