plt-x-tanala_num_text_reg/11/26.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 26 Lelahy roe ny nijanogna tao amin'ny toby, nangehina hoe Eldada sy Medada. Nitoboke tao amin-dreo mandy koa ny Fagnahy. Ny agnaran-dreo die vôsoratre tao amin'ny lisitra, kanefa tsy nibôka ny lay areo. Na die ijay aja, naminany tao amin'ny toby areo. \v 27 Nisy tovolahy raike tao amin'ny toby nihajakajake ka nijaka tamin'i Mosesy hoe: "Eldada sy Medada die maminagny ao amin'ny toby."