plt-x-tanala_num_text_reg/13/25.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 25 Afaka efapolo taogna, die nimpody laha tagne am-pijahana ny tany areo. \v 26 Nipody tagne amin'i Mosesy, Arona, ary ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely tagne agn'efitr'i Parana, tagne Kadesy areo. Nitondra valin-teny tamin-dreo sy tamin'ny fivondrognana abiaby, sady nagnatoro tamin-dreo ny vokatra laha tao amin'ny tany areo.