plt-x-tanala_num_text_reg/12/13.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 13 Noho ijay die nangaika an'i Yaveh i Mosesy. Hoy ijy hoe: "Mengavy re mba tsaboy ijy, ry Andriamanitra, mengavy."\v 14 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Laha nandrora tamin'ny tavagne iabane, die ho afa-baraka mandritra ny fito andro ijy. Ahidio agne avelagn'ny toby mandritra ny fito andro ijy. Afaran'ijay die indôsy mimpody atoy indraike ijy." \v 15 Ka die nihidina tagne avelagn'ny toby nandritra ny fito andro ijy. Tsy nienga ny fokon'olo nandra-pipodiane tao an-toby.