plt-x-tanala_num_text_reg/12/11.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 11 Hoy Arona tamin'i Mosesy hoe: "Ry tompoko, aja tajognina aminay itoy fahotana itoy. Nivoria adaladala ahay, sady nagnota. \v 12 Aja avela manahaka ny jaja vô teraka maty ijy ijay lany ny asasaky ny nofone laha vô teraka laha tao an-trokan'iendrine."