plt-x-tanala_num_text_reg/12/06.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 6 Hoy Yaveh hoe: "Ankehitriny tenoy ny jakako. Laha miaraka aminareo ny mpaminaniko, die hagnatoro ny tegnako amin'aje amin'ny fahitana Iaho ka hivoria amin'aje agnaty nofy. \v 7 Tsy hôtran'ijay Mosesy mpanompoko. Mahatoky ijy ao amin'ny tragnoko abiaby. \v 8 Mivoria mivantagna amin'i Mosesy Iaho, fa tsy amin'ny fahitana na ankamantatre. Hitane ny endriko. Ka nagnino anareo no tsy matahotre ny hivoria hanohitra ny mpanompoko, manohitra an'i Mosesy?"