plt-x-tanala_num_text_reg/12/01.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 1 Avy teo Myriama sy Arona nivoria nanohitra an'i Mosesy noho ilay viave Kosita ijay nampekarine. \v 2 Hoy areo hoe: "Mosesy mandy ve ny nivorianin'i Yaveh? Sa tsy nivoria tamintsena koa ve Ijy? Ka regnin'i Yaveh ijay nivorianin-dreo. \v 3 Ka tena manetri-tegna ilay lelahy Mosesy, be fanetre-tegna noho ny olo abiaby eto an-tany.