plt-x-tanala_num_text_reg/11/09.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 9 Laha nilatsaka teo amin'ny toby ny ranon'ando ny aligna, die nilatsaka mandy koa ny mana. \v 10 Naharegny ny olo nitagny tao amin'ny havan-dreo Mosesy, ka ny lelahy abiaby die teo amin'ny fidirana ho agne amin'ny laine. Vignitra nahare Yaveh, ka diso teo amason'i Mosesy ny fitaregnan-dreo.