plt-x-tanala_num_text_reg/10/14.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 14 Ny toby ambanin'ny fagnevan'ny taranak'i Joda no nibôka vôlohane, namôka ny fediane aby. Nasona janaka lahin'i Aminadaba nitarika ny tafik'i Joda. \v 15 Netanela janaka lahin'i Zoara nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'Isakara. \v 16 Eliaba janaka lahin'i Helona nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Zebolona.