plt-x-tanala_num_text_reg/05/15.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 15 Amin'ny tranga manahaka an'ijay, ny lelahy die tokone hitondra ny sakejane ho agne amin'ny mpisorogna. Tsy mentsy mitondra fagnatitra sotroina hôn'aje ny sakejane. Tsy mentsy hitondra kobam-bary ampahafolon'ny efaha ijy. Tsy mahajo mandraraka menake na ditin-kajo magnitre amin'ijay ijy satria fagnatitra varin'ny hasarotam-piaro ijay, fagnatitra hohanina ho famantarana ny mety ho fisian'ny fahotana.