plt-x-tanala_num_text_reg/05/08.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 8 Fa laha tsy managna havana marivo mba handray ny onitre ny niharan'ny tsy mety, die tsy mentsy honerane amin'Ahe amin'ny alalan'ny mpisorogna ny vidin-kelokane, miaraka amin'ny ondry raike ho fagnavotana ny tegnane.\v 9 Ny fagnatitry ny fokon'olon'Israely abiaby, ny raha ijay natokagna sady nindôsina tagne amin'ny mpisorogna laha tamin'ny fokon'olon'Israely, die hôn'aje aby. \v 10 Ny fagnatitry ny olo abiaby die hôn'ny mpisorogna; laha misy magnome raha hôn'ny mpisorogna, die hôn'aje ijay."