plt-x-tanala_num_text_reg/04/17.txt

1 line
579 B
Plaintext

\v 17 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 18 "Aja avela halaina eo amin'ny Levita ny fokon'ny fianakaviam-ben'ny Kehatita. \v 19 Arovy areo, mba ho velogna fa tsy ho faty, amin'ny alalan'ny famboarana an'ijao. Laha magnariny ny raha masina indrindra areo \v 20 die tsy tokone hiditra mba hijaha ny toerana masina na die fotôgna kitike aja, sandre ho faty areo. Arona sy ny janagne lahy ny tsy mentsy miditra ao, ka avy teo Arona sy ny janagne lahy die tsy mentsy manondro ny kiraidraike amin'ny Kehatita amin'ny asane aby, amin'ny andraikitrane manokagna."