plt-x-tanala_num_text_reg/02/32.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 32 Ireo ny isan'i Israelita araka ny havan-dreo. Ny abiaby vôisa tao amin'ny tobin-dreo, araka ny fijaran-dreo die 603.550. \v 33 Fa Mosesy sy Arona die tsy nagnisa ny Levita tao amin'ny fokon'olon'Israely. Ijay die araka ny efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy.