plt-x-tanala_num_text_reg/02/10.txt

1 line
186 B
Plaintext

\v 10 Agne amin'ny ilane atsimo ny hisy ny tobin'i Robena araka ny vondrogne. Ny mpitarika ny tobin'i Robena die Elizora janaka lahin'i Sedera. \v 11 Miisa 46.500 ny ao amin'ny fijarane.