plt-x-tanala_num_text_reg/03/03.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 3 Io ny agnaran'ny janaka lahin'i Arona, ny mpisorogna ijay võhosotre sy vôtokagna hanompo mba ho mpisorogna.\v 4 Fa Nadaba sy Abiho koja lavo maty teo agnatrehan'i Yaveh laha nagnome an'Aje afo tsy ajo akena tagne amin'ny efitr'i Sinay areo. Tsy nanagn'anake i Nadaba sy Abiho, ka die Eleazara sy Itamara mandy ny nanompo ho mpisorogna niaraka tamin'i Arona iaban-dreo.