plt-x-tanala_num_text_reg/01/26.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 26 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Joda, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 27 Niisa 74.600 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Joda.