plt-x-tanala_num_text_reg/07/89.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 89 Laha niditra tao amin'ny tragno lay fihôgnana mba hivoria tamin'i Yaveh i Mosesy, die naharegny ny feone nijaka tamin'aje ijy. Nijaka tamin'aje laha teo ambonin'ny sarognam-pagnavotana teo amin'ny fiaran'ny vavolombelogna, laha teo agnivon'ny kerobima anankiroe Yaveh. Nivoria tamin'aje Ijy.