plt-x-tanala_num_text_reg/03/01.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 1 Ka ijao ny tantaran'ny taranak'i Arona sy Mosesy laha nivoria tamin'i Mosesy tagne amin'ny tagnambogna Sinay i Yaveh. \v 2 Ny agnaran'ny janaka lahin'i Arona die Nadaba lahimatoa, sy Abiho, Eleazara, ary Itamara.