plt-x-tanala_num_text_reg/03/44.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 44 Nijaka tamin'i Mosesy indraike i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 45 "Alay ny Levita ho solon'ny vôlohan-teraka amin'ny fokon'olon'Israely, sady alay ny biby fiompin'ny Levita ho solon'ny biby fiompin'ny fokon'olo. An'Ahe ny Levita- Iaho no Yaveh.