plt-x-tanala_num_text_reg/03/09.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 9 Ôka hatolotrao an'i Arona sy ny janagne lahy ny Levita. Omena manontolo areo mba hagnampy an'aje hanompo ny fokon'olon'Israely. \v 10 Tsy mentsy tondroinao ho mpisorogna i Arona sy ny janagne lahy, fa ijay olo hafa firenena avy magnariny die tsy mentsy vonina ho faty."