plt-x-tanala_num_text_reg/11/31.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 31 Avy teo die nisy rivotre avy laha tagne amin'i Yaveh ka nitondra papelike laha tagnaty ranomasina. Tola teo akekin'ny toby ireo, teo amin'ny lalagna indraike andro tagne amin'ny andagnine ka lalagna indraike andro tagne tagne amin'ny agnilane. Nagnodidigna ny toby ny papelika teo amin'ny roe kikiho ambonin'ny tany. \v 32 Sahiragna ny olo namory ny papelika tamin'ijay andro ijay, ny aligna manontolo, ary ny atoandro magnaraka. Tsy nisy namory papelika latsaky ny folo homera. Nijara ny papelika nagneragna ny toby abiaby areo.