plt-x-tanala_num_text_reg/11/21.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 21 Ka hoy Mosesy hoe: "Miaraka amin'olo 600.000 iaho, sady hoy Anao hoe: 'Hagnome hanina hôn-dreo Iaho mandritra ny iray volagna.' \v 22 Tokone hamono ny ondry amban'osy sy ny ahomby ve jany ahay hampifaliena an-dreo? Tokone hamintagna ny trondro abiaby ao amin'ny ranomasina ve ahay mba hampifaliena an-dreo?" \v 23 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Fohika ve ny tagnako? Ijao die ho hitanao laha marina ny jakako na tsiare."