plt-x-tanala_num_text_reg/11/13.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 13 Aja ny hahitako hanina homena an'itoy fokon'olo abiaby itoy? Mitagny alohako eo areo sady mijaka hoe: 'Omeo hanina hohanina ahay.' \v 14 Tsy afaka ny hibata ireo olo ireo rerike iaho. Be lôtre hôn'ahe areo. \v 15 Satria indôsinao manahaka an'ijay iaho, die vonio iaho niany, laha tia an'ahe Anao, ka alay tamin'ahe ny fijaliako."