plt-x-tanala_num_text_reg/29/09.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 9 Tsy mentsy homenareo miaraka amin'io ny fagnatitra hohanina, koba tsara toto vôharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha hôn'ny ahombilahy, roe ampahafolone hôn'ny ondrilahy, \v 10 ka ampahafolon'ny efaha hôn'ny kiraidraike amin'ny janak'ondry fito. \v 11 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana anareo. Ho fagnampin'ny fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnavotana, ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay.