plt-x-tanala_num_text_reg/29/03.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 3 Tsy mentsy magnome miaraka amin'ny fagnatitra hohanina, koba tsara toto vôharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha hôn'ny ahombilahy, roe ampahafolone hôn'ny ondrilahy, \v 4 ka ampahafolone hôn'ny janak'ondry kiraidraike amin'ny janak'ondry fito anareo. \v 5 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnavotana anareo anareo.