1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 10 Nirehitre tamin'i Balama ny havigniran'i Balaka ka namokogna ny tagnane tan-kavignirana ijy. Hoy Balaka tamin'i Balama: "Mangaika anao mba hanitsike ny fahavaloko iaho, fa indro, efa intelo nagnampy an'aj anao. \v 11 Ka ilôjy iaho amin'ijao ka modia. Nijaka ny hagnome valisoa makadiry anao iaho, kanefa Yaveh efa nangala anao tamin'ny fajahoana valisoa." |