plt-x-tanala_num_text_reg/19/20.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 20 Fa ijay abiaby mitoboke maloto, ijay mandà tsy hagnadio ny tegnane- ijay olo ijay die hifongorina eo amin'ny fiaraha-monigna, nohon'ny fandotoane ny fitoerana masin'i Yaveh. Tsy nafafy tamin'aje ny rano hôn'ny fahalotoana; hipetraka maloto ijy. \v 21 Ho lalàna mitohy mahakasika ireo toe-draha ireo ijay. Ijay mamafy ny ranon'ny fahalotoana die hanasa ny akanjone. Ijay mikasika ny ranon'ny fahalotoana die haloto mandra-pahaligna. \v 22 Na ino na ino kasihin'olo maloto die haloto ijay. Ny olo ijay mikasika an'ijay die haloto mandra-pahaligna."