plt-x-tanala_num_text_reg/15/17.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 17 Mbola nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 18 "Mivoriana amin'ny fokon'olon'Israely ka jakay areo hoe: 'Laha avy eo amin'ny tany ijay hangalako anareo anareo, \v 19 laha mihinagna ny hanina vokatra eo amin'ny tany anareo, die ôka hagnome fagnatitra sady hagnatoro an'ijay amin'Ahe anareo.