\v 26 Nijaka tamin'i Mosesy sy Arona Yaveh. Hoy Ijy: \v 27 "Mandra-pahoviena ny handeferako an'itoy fengonana ratsy ijay magnakihagna an'Ahe itoy? Efa regniko ny fitaregnan'ny fokon'olon'Israely ny amin'Ahe.