plt-x-tanala_num_text_reg/13/30.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 30 Ary Kaleba nampangigna ny fokon'olo ijay teo agnatrehan'i Mosesy ka nagnano hoe: "Ôka ahay hagnanike ka hangala ny tany ho fanagnana, satria vitantsena tokôtre ny mandresy an'ijay."\v 31 Fa ny lelahy hafa niaraka tamin-dreo nagnano hoe: "Tsy vitantsena ny hanafika ny fokon'olo satria matanjaka noho antsena areo."