plt-x-tanala_num_text_reg/10/21.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 21 Nenga ny Kehatita. Nitondra ny fitôvana masina tao amin'ny fitoerana masina. Ny saragne die nanangagna ny tabernakely melohan'ny nevian'ny Kehatita teo amin'ny toby magnarake. \v 22 Ny tafika teo ambanin'ny fagnevan'ny taranak'i Efraima ny nenga nagnarake. Elisama janaka lahin'i Amihoda nitarika ny tafik'i Efraima. \v 23 Gamaliela janaka lahin'i Pedazora nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Manase. \v 24 Abidana janaka lahin'i Gideony nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Benjamina.