plt-x-tanala_num_text_reg/07/42.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 42 Tamin'ny andro fahenina, Eliasafa janak'i Doela, mpitarika ny taranak'i Gada, ny nagnome ny sorognane. \v 43 Ny sorognane die vilia volafotsy raike milanja sekely 130 sy vilia jobo raike milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samby feno lafarinina tsara toto mifangaro menake ho fagnatitra hohanina io raha io. \v 44 Nagnome vilia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kajo magnitre mandy koa ijy.