\v 1 Ka nitaraigna momba ny olagnan-dreo ny fokon'olo laha niteno Yaveh. Naharegny ny olo Yaveh ka nanjary vignitre. Nisy afon'i Yaveh nagnoro an-dreo ka nandevogna ny saragne tamin'ny toby tamorogne tegne. \v 2 Avy teo die nangaike an'i Mosesy ny fokon'olo, ka die nivavaka tamin'i Yaveh i Mosesy, ka nijanogna ny afo. \v 3 Nangihina hoe Tabera ijay toerana ijay, satria nirehitre tamin-dreo teo ny afon'i Yaveh.