\v 29 Ijany ny lalàn'ny hasarotam-piaro. Ijay ny lalàna hôn'ny viave ijay mivily amin'ny sakejane ka vôloto. \v 30 Ijay ny lalàna hôn'ny lelahy managna ny fagnahin'ny hasarotam-piaro laha saro-piaro amin'ny sakejane ijy. Ôka ijy hitondra ny viave eo agnatrehan'i Yaveh, ka ôka ny mpisorogna hagnano amin'aje ijay abiaby vôfaritr'io lalànan'ny hasarotam-piaro io.