\v 15 Nagnome vatotr'ahombilahy raike, ondry raike, ary janak'ondry lahy herintaogna, ho fagnatitra orĂ´na ijy. \v 16 Nagnome osilahy ho fagnatitra nohon'ny ota ijy. \v 17 Nagnome ahomby roe, ondry dimy, osilahy dimy, ary janak'ondry lahy dimy ijay herintaogna, ho sorogna hatao fagnati-pihavagnana ijy. Ijay ny sorogn'i Nasona janak'i Aminadaba.