\v 1 Die nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 2 "Mandefasa lelahy maromaro mba hijaha ny tany Kanana, ijay nomeko ny fokon'olon'Israely. Mandefasa lelahy raike laha tamin'ny fokon'ny rajamben-dreo. Ny lelahy kiraidraike die tsy mentsy mpitarika eo amin-dreo."