\v 9 Laha misy olo maty tampoke marivo eo ka mandoto ny lohane vômasina, die ôka hibory ny lohane ijy amin'ny andron'ny fagnadiovana an'aje- amin'ny andro fahafito ny tsy mentsy hiboriane an'ijay.