diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index 1bf45a4..f1e358f 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Hagnota tsy kinahy anareo indraindraike, laha tsy mankatò ireo didy abiaby ijay efa nivorianiko tamin'i Mosesy ireo anareo- ny raha abiaby efa nandidiako anareo tamin'ny alalan'i Mosesy hatamin'ny andro nanombohako nagnomejana didy ka mitohy mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo. Amin'ny trangan'ny fahotana tsy kinahy amin'ny tsy fahalalan'ny fiaraha-monigna, die ôka hagnome vatotr'ahombilahy raike ny fiaraha-monigna manontolo ho fagnatitra orôna mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh. Miaraka amin'ijay die ho vita ny fagnatitra \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 \v 24 Hagnota tsy kinahy anareo indraindraike, laha tsy mankatò ireo didy abiaby ijay efa nivorianiko tamin'i Mosesy ireo anareo- ny raha abiaby efa nandidiako anareo tamin'ny alalan'i Mosesy hatamin'ny andro nanombohako nagnomejana didy ka mitohy mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo. Amin'ny trangan'ny fahotana tsy kinahy amin'ny tsy fahalalan'ny fiaraha-monigna, die ôka hagnome vatotr'ahombilahy raike ny fiaraha-monigna manontolo ho fagnatitra orôna mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh. Miaraka amin'ijay die ho vita ny fagnatitra hohanina sy fagnatitra nomina, hôtran'ny nandidiana tamin'ny didy, ary osilahy raike ho fagnatitra noho ny ota. \ No newline at end of file