auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-24 08:10:41 +02:00 committed by root
parent 2e58a01897
commit fbe3aefedf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha miomagna hifindra toerana ny toby, die tsy mentsy miditra ao amin'ny lay i Arona sy ny janagne lahy, manjotso ny lamba fanakonana ijay magnasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana masina ka ma
Laha miomagna hifindra toerana ny toby, die tsy mentsy miditra ao amin'ny lay i Arona sy ny janagne lahy, manjotso ny lamba fanakonana ijay magnasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana masina ka manarogna ny fiaran'ny vavolombelogna miaraka amin'ijay. Tsy mentsy manarogna ny fiara amin'ny hodi-takasy areo. Tsy mentsy mamelatra lamba eo ambonin'ijay areo. Tsy mentsy apetagne ny filanjana mba hilanjana an'ij