auto save
This commit is contained in:
parent
02df6df387
commit
e6e08077ec
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ôka hangala ny soroky ny ondrilahy mangotrake, singa-mofo tsy misy lalovay ao amin'ny tanty, ary mofo manify tsy misy lalovay raike ny mpisorogna. Ôka hametraka an'io eo an-tagnan'ny Nazirita ijy laha avy nibory ny lohane hanehoana ny fitokagnane ijy. Ny mpisorogna die ôka hagnaraviravy an'io ho fagnatitra eo agnatrehan'i Yaveh, anjara masin'ny mpisorogna, miaraka amin'ny tratra ijay naraviravy sy ny fe ijay nomena hôn'ny mpisorogna. Afaran'ijay, die afaka minogna dovay ilay Nazirita
|
||||
Ôka hangala ny soroky ny ondrilahy mangotrake, singa-mofo tsy misy lalovay ao amin'ny tanty, ary mofo manify tsy misy lalovay raike ny mpisorogna. Ôka hametraka an'io eo an-tagnan'ny Nazirita ijy laha avy nibory ny lohane hanehoana ny fitokagnane ijy. Ny mpisorogna die ôka hagnaraviravy an'io ho fagnatitra eo agnatrehan'i Yaveh, anjara masin'ny mpisorogna, miaraka amin'ny tratra ijay naraviravy sy ny fe ijay nomena hôn'ny mpisorogna. Afaran'ijay, die afaka minogna dovay ilay Nazirita.
|
Loading…
Reference in New Issue