auto save
This commit is contained in:
parent
b83aa8fdc2
commit
cbfe785c80
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 45 Nagnome vatotr'ahombilahy raike, ondry raike, ary janak'ondry lahy herintaogna ho fagnatitra orôna ijy. \v 46 Nagnome osilahy ho fagnatitra nohon'ny ota ijy. \v 47 Nagnome ahomby roe, ondry dimy, osilahy dimy, ary janak'ondry lahy ijay herintaogna, ho sorogna hôn'ny fagnati-pihavagnana ijy. Ijay ny sorogn'i Eliasafa janak'i Doela.
|
Loading…
Reference in New Issue