auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 11:33:53 +02:00 committed by root
parent 9f7d3c8c5a
commit 8e65e15a09
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nalefan'i Mosesy mba hijaha ny tany Kanana areo. Hoy ijy tamin-dreo hoe: "Midira laha tagne Negera ka magnaniha agne amin'ny tagnambogna. Zahay ny tany mba hahitana hoe hôtran'iaja. Diniho ny mponigna mi Nalefan'i Mosesy mba hijaha ny tany Kanana areo. Hoy ijy tamin-dreo hoe: "Midira laha tagne Negera ka magnaniha agne amin'ny tagnambogna. Zahay ny tany mba hahitana hoe hôtran'iaja. Diniho ny mponigna mitoboka ao, na matanjaka na malemy, sady na kely na rahabe. Jahay ny toetry ny tany itobohan-dreo. Tsara ve ijany sa ratsy? Tanàna ino ny ao