auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-22 19:10:30 +02:00 committed by root
parent fbe44400f2
commit 7f2522439c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Nalain'i Mosesy sy Arona ireo lelahy ireo, ijay niriketine an-tsoratra araka ny agnarana, ka niaraka tamin'ireo lelahy ireo die navorin-dreo ny lelahy abiaby tamin'Israely tamin'ny andro vôlohan'ny volagna faharoe. Ka ny lelahy rôpolo taogna na mihôtre kiraidraike aby die namantatra ny rajambene. Tsy mentsy nagnome agnarana ny antoko sy havana taranaka aby amin'ny rajambene ijy. Die niriketin'i Mosesy an-tsoratre ny isa
\v 17 \v 18 \v 19 Nalain'i Mosesy sy Arona ireo lelahy ireo, ijay niriketine an-tsoratra araka ny agnarana, ka niaraka tamin'ireo lelahy ireo die navorin-dreo ny lelahy abiaby tamin'Israely tamin'ny andro vôlohan'ny volagna faharoe. Ka ny lelahy rôpolo taogna na mihôtre kiraidraike aby die namantatra ny rajambene. Tsy mentsy nagnome agnarana ny antoko sy havana taranaka aby amin'ny rajambene ijy. Die niriketin'i Mosesy an-tsoratre ny isan-dreo tagne amin'ny an-tany