auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 12:40:27 +02:00 committed by root
parent f16d48f99d
commit 68ae45cbf4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Afaka efapolo taogna, die nimpody laha tagne am-pijahana ny tany areo. Nipody tagne amin'i Mosesy, Arona, ary ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely tagne agn'efitr'i Parana, tagne Kadesy areo. Nitondra valin-teny tamin-dreo sy tamin'ny fivondrognana abiaby, sady nagna
Afaka efapolo taogna, die nimpody laha tagne am-pijahana ny tany areo. Nipody tagne amin'i Mosesy, Arona, ary ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely tagne agn'efitr'i Parana, tagne Kadesy areo. Nitondra valin-teny tamin-dreo sy tamin'ny fivondrognana abiaby, sady nagnatoro tamin-dreo ny vokatra laha tao amin'ny tany areo.