diff --git a/14/23.txt b/14/23.txt index 0c8cb07..2ce09df 100644 --- a/14/23.txt +++ b/14/23.txt @@ -1 +1 @@ -Ka die mivoria Iaho fa tsy hahita ny tany ijay nifantako tamin'ny rajambene tokôtre areo. Tsy misy na raike amin-dreo nagnano tsinotsino an'Ahe hahita ijay, hafa-tsy Kaleba mpanompoko, satria managna fagnahy hafa ijy. Efa nagnaraka an'Ahe tanteraka ijy; die hitondra an'aje ao \ No newline at end of file +Ka die mivoria Iaho fa tsy hahita ny tany ijay nifantako tamin'ny rajambene tokôtre areo. Tsy misy na raike amin-dreo nagnano tsinotsino an'Ahe hahita ijay, hafa-tsy Kaleba mpanompoko, satria managna fagnahy hafa ijy. Efa nagnaraka an'Ahe tanteraka ijy; die hitondra an'aje ao amin'ny tany ijay nandihanane hisafoina Iaho. Hangala an'ijay ho fanagnane ny taranakane. (Ka ny Amalekita sy Kananita die nonigna tagne) \ No newline at end of file