auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-24 08:10:41 +02:00 committed by root
parent b54998cb7b
commit 4527398110
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ijao ny asan'ny fokon'i Gersonita, laha manompo areo ka mitondra entagna. Tsy mentsy mitondra lamba fanarognana ny tabernakely, ny tragno lay fihôgnana, ny fanarognana an'ijay, ny fanarognana vita amin'ny hodi-takasy ijay eo amin'ijay
Ijao ny asan'ny fokon'i Gersonita, laha manompo areo ka mitondra entagna. Tsy mentsy mitondra lamba fanarognana ny tabernakely, ny tragno lay fihôgnana, ny fanarognana an'ijay, ny fanarognana vita amin'ny hodi-takasy ijay eo amin'ijay, ary ny lamba fanarognana ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo. Tsy mentsy mitondra ny lamba fanarognana ny fit