diff --git a/04/12.txt b/04/12.txt index d793ab9..6a6fc80 100644 --- a/04/12.txt +++ b/04/12.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy mentsy mangala ny fitôvana hesana abiaby agne amin'ny toerana masina areo ka mamogno an'ijay ao agnatin'ny lamba manga. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny hod \ No newline at end of file +Tsy mentsy mangala ny fitôvana hesana abiaby agne amin'ny toerana masina areo ka mamogno an'ijay ao agnatin'ny lamba manga. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny hodi-takasy areo ka mametrake ny fitôvam-pesana eo amin'ny rafitra filanjana. Tsy mentsy mangala ny lakevogna amin'ny alitara areo ka mametrake lamba volomparasy eo amin'ny alitara. Tsy mentsy apetrakan-dreo ny ra \ No newline at end of file