auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-28 11:46:05 +02:00 committed by root
parent f2df07e69f
commit 0ab16e827d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Laha misy vahiny mitoboke miaraka aminareo, na koa ijay abiaby mety honigna eo aminareo, die ôka hagnano fagnatitra vita amin'ny afo ijy, mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh. Ôka hambôtra manahaka ny famboarinareo ijy. Ôka ho lalàna mitovy hôn'ny fiaraha-monigna sy hôn'ny vahiny ijay mipetraka miaraka aminareo ijay, lalàna maharitra mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo. Hôtranareo, no ôka
\v 14 \v 16 Laha misy vahiny mitoboke miaraka aminareo, na koa ijay abiaby mety honigna eo aminareo, die ôka hagnano fagnatitra vita amin'ny afo ijy, mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh. \v 15 Ôka hambôtra manahaka ny famboarinareo ijy. Ôka ho lalàna mitovy hôn'ny fiaraha-monigna sy hôn'ny vahiny ijay mipetraka miaraka aminareo ijay, lalàna maharitra mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo. Hôtranareo, no ôka hitobohan'ny mpandeha mandy koa eo aminareo. Ôka hambôtra manahaka ny famboarinareo eo agnatrehan'i Yaveh ijy. Ôka ho didy mitovy ny ampiharina aminareo sy amin'ny vahiny ijay mitoboke miaraka aminareo."