plt-x-tanala_num_text_reg/10/25.txt

1 line
394 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-26 08:14:58 +00:00
\v 25 Ny tafika ijay nitoby teo ambany fagnevan'ny taranak'i Dana ny nenga farane. Ahiezera janaka lahin'i Amisaday nitarika ny tafik'i Dana. \v 26 Pagiela janaka lahin'i Okrana nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Asera. \v 27 Ahira janaka lahin'i Enana nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Naftaly. \v 28 Tamin'ijay fomba ijay ny nengan'ny tafiky ny fokon'olon'Israely tamin'ny diane.