plt-x-tanala_num_text_reg/13/01.txt

1 line
259 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 09:33:53 +00:00
Die nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy hoe: "Mandefasa lelahy maromaro mba hijaha ny tany Kanana, ijay nomeko ny fokon'olon'Israely. Mandefasa lelahy raike laha tamin'ny fokon'ny rajamben-dreo. Ny lelahy kiraidraike die tsy mentsy mpitarika eo amin-dreo.